Teny iditra saronankarona (sarona, harona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Harona roa mifanarona atao fitoeran-damba na akanjo mivalona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ saronan-karona ] A superior kind of covered basket used by women for storing their ornaments, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31