Teny iditra | sarongatra (rongatra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika tsy azo tonena fa mitroatra amim-pahatairana Hatezerana mangotrakotraka. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | sangarotra, sarangotra, sarongatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |