|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sarotro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a cape made of a mat folded and sewed together at one end
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11  sarotro
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tambahoaka] vavafo, kibo
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] ventre
Voambolana  15  Haiaina

Fivaditsoratra  16  arostro, sarotro, soratro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21