Teny iditra sasahina (sasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zaraina roa mitovy: Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on partage en deux parties égales. Sasaho tsara ity kisoa ity: partagez bien ce porc en deux parties [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sasahina, sasahiko, sasahinao, sasahiny, sasahintsika, sasahinay, sasahinareo, sasahin', sasahin-, sasahim-, sasahi-
Ny lasa : nosasahina, nosasahiko, nosasahinao, nosasahiny, nosasahintsika, nosasahinay, nosasahinareo, nosasahin', nosasahin-, nosasahim-, nosasahi-
Ny hoavy : hosasahina, hosasahiko, hosasahinao, hosasahiny, hosasahintsika, hosasahinay, hosasahinareo, hosasahin', hosasahin-, hosasahim-, hosasahi-
Filaza mandidy : sasaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20