Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
saso
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Safosafo malefaka, teny mamy fanojikojena, fitsapana ny hevitry ny sasany.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
misaso
,
5
misasoa
Matoantenin' ny iharana :
6
asaso
,
7
asasoy
,
8
sasoina
,
9
sasoy
,
10
si
na
so
,
11
voa
sa
so
Matoantenin' ny fameno :
12
isa
so
ana
Anarana :
13
fisaso
,
14
fisasoana
,
15
mpisaso
,
16
saso
sa
so
Mpamaritra :
17
mahasaso
Fivaditsoratra
saso
,
18
Sosa, sosa
Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06