Teny iditra (1/3) | 1 sasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an introduction, preliminaries |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] introduction, préliminaires |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 sasy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Sihanaka]
hiram-paty 17 [1.1] Rira fiandrasam-paty |
Mpanahaka | 18 bazeha, raloba |
Teny iditra (3/3) | 19 sasy |
Sokajin-teny | 20 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Tanosy]
intsony |
Fivaditsoratra | 22 sasi, sasy, sisa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |