Teny iditra | satokoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) [1.1] | |
Fivaditsoratra | akotsao, satokoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |