|
|
|
|

Teny iditra1  satrahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakan-kazo fisaka fanao ampinga na sahafa
Ireo zavatra fisaka roa boribory izay manosika ny rivotra amin' ny tafoforan' ny mpanefy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#587] Les racines plates qui se trouvent au pied de certains arbres, et qu’on détache pour en faire des boucliers, des rondaches, des plateaux concaves ; rondelles qui poussent le vent dans les soufflets de forge
5  [1.196] Contreforts plats que présentent certains arbres à la base du tronc. Avant de savoir débiter des planches à la scie, on les recherchait pour tailler des boucliers, des plateaux, des pistons pour les soufflets de forge à la mode indonésienne. [Betsimisaraka]
6  [Tanala]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  8  hanasatra, hanatsara, hatsarana, naharatsa, satrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21