Teny iditra | 1 satria |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] because |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.12] parce que, puisque. Narary izy satria nihinana voanzako manta: il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts 6 [1.8] parce que, car |
Mpanahaka | 7 noho |
Fivaditsoratra | 8 asitra, isatra, itsara, riatsa, sarita, satary, satria, tsarai |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |