|
|
|
|

Teny iditra1  satria
Sokajin-teny  2  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  parce que, puisque. Narary izy satria nihinana voanzako manta: il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts [1.12]
6  parce que, car [1.8]
Mpanahaka  7  noho
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpampitohy rehetra

Fivaditsoratra  9  isatra, riatsa, sarita, satria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31