Teny iditra | 1 satrotroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny tarehy sy ny hoditra mibinabinaka sy mivindina toy ny voan' ny tandomerina na noladinin' ny biby misy lay |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |