Teny iditra satry
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Intended; wished; to intend, to prefer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]
 Voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8]
Ohatra Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : satry, satriko, satrinao, satriny, satrintsika, satrinay, satrinareo, satrin', satrin-, satrim-
Ny lasa : satry, satriko, satrinao, satriny, satrintsika, satrinay, satrinareo, satrin', satrin-, satrim-
Ny hoavy : ho satry, ho satriko, ho satrinao, ho satriny, ho satrintsika, ho satrinay, ho satrinareo, ho satrin', ho satrin-, ho satrim-
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11