Teny iditra | 1 savaranonando |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62#918] Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] preamble |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] préambule |
Ohatra |
6 ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary. [4.27#] |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/21 |