Teny iditra savaranonando
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Preamble [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Préambule [1.13]
Ohatra ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/21