|
|
|
|

Teny iditra1  savenavenaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sokafana be, verahina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#590] Qu’on ouvre grandement, comme la gueule du caïman
Fototeny  5  savenavena
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  isavenavenana, nasavenavenay, savenavenaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21