Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
savera
ve
ra
Fototeny
2
veravera
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
[
1.1
]
Toetran' ny akanjo na ny lamba misariraka na tsy voasampina tsara, tsy tafina tsara.
Sampanteny
5
Matoantenin' ny mpanao :
manasavera
ve
ra
,
misavera
ve
ra
6
Matoantenin' ny iharana :
asaveraverao
,
saveraverao
,
asaveravera
,
saveraveraina
7
Matoantenin' ny fameno :
anasaveraverana
,
isaveraverana
8
Anarana :
fanasaveraverana
,
fanasaveravera
,
fanaveravera
,
fisaveravera
,
fisaveraverana
,
mpanaveravera
,
mpanasaveravera
,
mpisaveravera
9
Mpamaritra :
mahasaveravera
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31