|
|
|
|

Teny iditra1  savolaina
Fototeny  2  savola
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#563] cramped
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#592] qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid
Ohatra  7  Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499]
8  ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313]
9  Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300]

Fivaditsoratra  10  asalovany, isalovana, savolaina, soavalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21