Teny iditra | 1 savorovoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Saritadritaka, safotofoto, toetran' ny zavatra mikorontana sy tsy hita laniny. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] entanglement, confusion, disorder |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] embrouillement, enchevêtrement, confusion, désordre |
Fototeny | 6 vorovoro |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |