Teny iditra | sefoe | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanosy] Sohihina [1.78] | |
Teny iditra | sefoe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Olona tsy tsara fianana, mora misentosento [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |