Teny iditra 1/2 | sekatry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Vehivavy tsy miteraka [1.78] | |
Teny iditra 2/2 | sekatry | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Bada, tsy miteraka (omby, ets...) [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Stérile [1.82] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |