Teny iditra | sembo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Fitafiana, lambam-behivavy [1.78] | |||
[Sihanaka] Lamba [1.78] | ||||
[Tanala] Fitafiana, lamba, akanjo [1.78] | ||||
Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1] | ||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | sembo, sombe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |