|
|
|
|

Teny iditra1  seminera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra
Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika
Voambolana  4  Fivavahana, finoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07