Teny iditra sempotsempotra (sempotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay duplicatif [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 30]
2hoy ny fanapa-dRandrianaivo ny teniny, sady somary sempotsempotra izy, fa nitepotepo be ihany ny fony. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/18