|
|
|
|

Teny iditra1  sendikà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa
4  [1.13] fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] syndicat
Ohatra  6  [1.320] Malalaka ny fidirana aminà sendika.
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Fivaditsoratra  8  sendikà, sendika, sikenda

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08