Teny iditra | 1 sendoatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendoatra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 5 sendaotra |
Fivaditsoratra | 6 asendaotr, asondreta, sendaotra, sendoatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |