Teny iditra | senoka | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tovy hevitra | senotsenoka | |||
Fivaditsoratra | kesona, konesa, senoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |