Teny iditra sento
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe
¶ Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento
¶ Fitrohana zavatra amin' ny orona. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a sigh, a sob [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay soupir, sanglot [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31