|
|
|
|

Teny iditra1  seranam-piaramanidina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Fitaterana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  5  Aéroport [1.13]
6  Un aéroport [1.67]
Tovy hevitra  7  fiantsonam-piaramanidina, fitodiam-piaramanidina, garam-piaramanidina
Singan-teny  8  seranana, fiaramanidina
Sary 
9 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10