|
|
|
|

Teny iditra1  seranam-piaramanidina
Singan-teny  2 seranana, 3 fiara, 4 manidina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  7 aéroport [1.13]
8 un aéroport [1.67]
Voambolana  9  Fitaterana
Tovy hevitra  10 fiantsonampiaramanidina, fitodiampiaramanidina, garampiaramanidina
Sary 
11 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23