|
|
|
|

Teny iditra1  seranam-piaramanidina
Singan-teny  2  seranana, fiaramanidina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62] toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] aéroport
6  [1.67] un aéroport
Voambolana  7  Fitaterana
Tovy hevitra  8  fiantsonam-piaramanidina, fitodiam-piaramanidina, garam-piaramanidina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10