|
|
|
|

Teny iditra1  seraseranina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona izay lalodalovana matetika eo anoloany: Noseraseranin' Ikoto i Dadabe ka tezitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#599] Qu’on fait passer et repasser devant quelqu’un
Fototeny  5  serasera
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  naresaresany, naseraserany, niresaresana, seraseranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21