|
|
|
|

Teny iditra1  serena
Fototeny  2  sery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tratran' ny sery, voan' ny sery
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] afflicted with a cold in the head
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] enrhumé du cerveau
7  [1.8] enrhumé
Ohatra  8  [2.131] tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?

Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10  seriserena

Fivaditsoratra  11  resena, serena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21