|
|
|
|

Teny iditra1  seriseriny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety
Fototeny  4  seriny
Tovy hevitra  5  seriny

Fivaditsoratra  6  seriseriny, sinerisery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21