Teny iditra | 1 seriseriny |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 seriny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety |
Tovy hevitra | 5 seriny |
Fivaditsoratra | 6 seriseriny, sinerisery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |