Teny iditra | 1 sermona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. sermon] (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana: Nafonja ilay sermoa na henoko tamin' ny Alahady izay! Levilevy, bedibedy sesilany miverimberina: Ianao koa be sermona |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |