Teny iditra sev > seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana hafa ilazana ny toaka [Rajemisa 1985]
Ohatra Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, takila 34]
Teny nalaina 

Teny iditra sev > seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout :
¶ (Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
¶ (Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy.
¶ (Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Buddleja axillaris, Buddleja madagascariensis
Teny nalaina 

Teny iditra sev > Seva
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Seva [Baiboly]
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Fanazavàna teny anglisy Sheva [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Shiya [Baiboly]
Voambolana 

Teny iditra sev > Sevà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sceva [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Scéva [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Skeva
Teny nalaina 

Teny iditra sev > sevo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] . Manioc vert, coupé en rondelles, qu'on fait cuire (Dubois). [Boiteau 1997]

sev   
rano
 Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi [Boiteau 1997]
ranon-kazo
sève [SLP 1986]
la sève qui s'écoule des arbres [Boiteau 1997]
voantsiroko
sorte de sève [David: Dialectes]