Teny iditra | 1 sevotsevoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 sevoka, sevosevo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |