|
|
|
|

Teny iditra1  seyrigii
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Calopyxis seyrigii  voantamenaka
5  Dombeya seyrigii  maranitratoraka
6  Erythroxylum seyrigii  famotisokaka
7  Noronhia seyrigii  mantsakamainty, masadahy, masaky, tsilaitsy
8  Phyllanthus seyrigii  hazotana, maintsikariva, mantsakariva, masikariva, sañira, sanirabe, saniratandroy, taitomaintsikariva
9  Securinega seyrigii  anatsiko, farafaka, forofoka
10  Thilachium seyrigii  hororoky, kororoky, ororoka, sarikomanga

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16