|
|
|
|

Teny iditra 1  seza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a chair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 chaise [1.8]
Ohatra  6  Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [2.472#200]
7  Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [2.471#57]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07