|
|
|
|

Teny iditra1  siahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana
Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika
Fototeny  4  siaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny siahina io

Fivaditsoratra  10  ahasiny, ahisany, anihisa, anisiha, asahiny, haisina, hanisia, hasainy, hasiany, hasinay, hiasany, hiasian, hisaina, hisanay, hisiana, isahian, isaihan, isiahan, nisahia, nisaiha, nisiaha, sahinay, saihina, siahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21