Teny iditra sidira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. cidre] Zavapisotro atao amin' ny ranon' ny paoma avela hiketriketrika [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cidre.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31