Teny iditra (1/2) | 1 sifotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 sifotra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa 12 [1.13] karazam-biby tsy misy taolana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.7] snail |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.8] escargot, limace 15 [1.13] mollusque, escargot |
Voambolana |
16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny sifotra io |
Fivaditsoratra | 29 afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |