Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
silarana
Fototeny
2
si
latra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Analana sombiny kely:
5
Nosilarany ilay koban-dravina nomeny an' i Lita zanany
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
silarana
, silarako, silaranao, silarany, silarantsika, silaranay, silaranareo, silaran', silaran-, silaram-, silara-
7
Ny lasa :
nosilarana, nosilarako, nosilaranao, nosilarany, nosilarantsika, nosilaranay, nosilaranareo, nosilaran', nosilaran-, nosilaram-, nosilara-
8
Ny hoavy :
hosilarana, hosilarako, hosilaranao, hosilarany, hosilarantsika, hosilaranay, hosilaranareo, hosilaran', hosilaran-, hosilaram-, hosilara-
9
Filaza mandidy :
silaro
Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17