Teny iditra | silianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Silia (Amerika atsimo)
Momba an' i Silia, an' i Silia na avy any Silia [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Chilean [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chilien, chilienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: chilien. | |
Mpanahaka | SIlia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |