| Teny iditra | 1 simenitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
4 Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ciment
[1.13] |
| Ohatra |
6 Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny.
[2.472#68]
7 Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470#176] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: fanorenana |
| Tsipelina hafa | 9 siman |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how simenitra |
| Fivaditsoratra | 11 maneritsy, mañeritsy, 12 ministera, 13 mirañitse, simenitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/18 |
|