|
|
|
|

Teny iditra simika
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Ezaho ny tsy miaina entona na vovoka simika. [2.424]
2Misy hafa miasa any amin' ny orinasa madinika tsy dia ara-dalàna loatra, any amin' ny sampan' ny indostria efa tojo fahasahiranana, ohatra hoe : hoditra, sakafo, vy, fanaka, vokatra simika na lamba. [1.369]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chimique.

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18