Teny iditra | sinanda (sanda) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce pour quoi on a donné un agio, un surplus [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasanda | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |