|
|
|
|

Teny iditra1  sinaotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny
Nankasitrahana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#578] divorcée, répudiée, remercié
Fototeny  5  saotra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasaotra

Fivaditsoratra  10  anatsiro, anatsory, arotsany, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, isoratan, itrosana, itsorana, nasoitra, natsoria, nisaotra, nisorata, notsarai, rañaotsy, ranitsoa, ratsinao, sanatrio, satrinao, sinaotra, soratany, soritana, torin' asa, trosaina, tsaroany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21