Teny iditra sinasy (sasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana sasiny: Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à quoi on a mis une préface, un exorde, un prélude
Dont on s'est moqué finement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinasy, sinasiko, sinasinao, sinasiny, sinasintsika, sinasinay, sinasinareo, sinasin', sinasin-, sinasim-
Ny lasa : nosinasy, nosinasiko, nosinasinao, nosinasiny, nosinasintsika, nosinasinay, nosinasinareo, nosinasin', nosinasin-, nosinasim-
Ny hoavy : hosinasy, hosinasiko, hosinasinao, hosinasiny, hosinasintsika, hosinasinay, hosinasinareo, hosinasin', hosinasin-, hosinasim-
Tovy hevitra voasasy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20