|
|
|
|

Teny iditra1  sinema
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika
Ohatra  4  [2.332#] Indraindray misy mahatsiaro hoe : Aiza ihany ilay sinema?
5  [2.356#] Nentiny nisakafo tany aminy tany ivelan' i Paris aho, nijery sinema, dia nentiny nody tamin' ny fiarakodiany.

Fivaditsoratra  6  manesy, simena, sinema

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21